Mpamaky liam-pahaizana.
Lalao iray mampialavoly izay manampy ny ankizy mianatra mamaky teny amin’ny tenindrazany.
Ampidino MAIMAIMPOANA ny app!
- Tsy andoavam-bola io.
- Tsy mila data na aterineto rehefa tadifitra anaty finday.
- Tsy misy dokam-barotra na zavatra vidiana ao anatiny.
- Misy torolàlana amin’ny fianarana
